Isaia 8:4 MG1865

4 Fa raha tsy mbola mahatonona hoe Idada na Ineny io zazalahy io, dia hobaboina eo anatrehan'ny mpanjakan'i Asyria ny haren'i Damaskosy sy ny fananan'i Samaria.

Vakio ny toko manontolo Isaia 8

Jereo Isaia 8:4 amin'ny teny manodidina.