Isaia 9:1 MG1865

1 Ny olona izay mandeha amin'ny maizina dia mahita mazava lehibe; Izay mitoetra amin'ny tany aloky ny fahafatesana no iposahan'ny mazava.

Vakio ny toko manontolo Isaia 9

Jereo Isaia 9:1 amin'ny teny manodidina.