Isaia 9:11 MG1865

11 Dia ny Syriana avy any atsinanana sy ny Filistina avy any andrefana; Ary misanasana vava mandrapaka ny Isiraely ireo. Kanefa, na dia izany rehetra izany aza, dia tsy mbola afaka ihany ny fahatezerany, Fa mbola mihinjitra ihany ny tanany.

Vakio ny toko manontolo Isaia 9

Jereo Isaia 9:11 amin'ny teny manodidina.