Isaia 9:18 MG1865

18 Noho ny fahatezeran'i Jehovah, Tompon'ny maro, dia efa maintin'ny afo ny tany, ary ny olona dia tahaka ny kitay atohoka amin'ny afo; Tsy misy olona miantra ny rahalahiny

Vakio ny toko manontolo Isaia 9

Jereo Isaia 9:18 amin'ny teny manodidina.