Isaia 9:8 MG1865

8 Ary ho fantatr'izy iray firenena izany, dia Efraima sy ny mponina any Samaria, izay miteny amin'ny fiavonavonany sy ny fireharehan'ny fony manao hoe:

Vakio ny toko manontolo Isaia 9

Jereo Isaia 9:8 amin'ny teny manodidina.