Jeremia 1:11 MG1865

11 Ary tonga tamiko indray ny tenin'i Jehovah nanao hoe: Ry Jeremia, inona izao hitanao izao? Ary hoy izaho: Rantsan-kazo mahatsiaro no hitako.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 1

Jereo Jeremia 1:11 amin'ny teny manodidina.