7 Fa hoy Jehovah tamiko: Aza manao hoe: Mbola zaza aho; fa handeha amin'izay rehetra hanirahako anao ianao, ary izay rehetra handidiako anao no hambaranao.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 1
Jereo Jeremia 1:7 amin'ny teny manodidina.