Jeremia 10:13 MG1865

13 Raha mampirohondrohona ny rano any an-danitra Izy, dia mampiakatra fofona avy any amin'ny faran'ny tany; Manao ny helatra ho amin'ny ranonorana Izy sady mamoaka ny rivotra avy amin'ny firaketany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 10

Jereo Jeremia 10:13 amin'ny teny manodidina.