Jeremia 10:20 MG1865

20 Rava ny laiko, ary tapaka avokoa ny kofehin-daiko; Lasa ny zanako, ka tsy misy intsony, eny, tsy misy hamelatra ny laiko intsony na hanantona ny ambain-daiko.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 10

Jereo Jeremia 10:20 amin'ny teny manodidina.