Jeremia 10:25 MG1865

25 Aidino amin'ny jentilisa izay tsy mahalala Anao ny fahatezeranao, dia amin'ny taranaka Izay tsy miantso ny anaranao. Fa efa nihinana an'i Jakoba ireo, eny, nihinana sy nahalevona azy ary nahalao ny fonenany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 10

Jereo Jeremia 10:25 amin'ny teny manodidina.