Jeremia 10:5 MG1865

5 Toy ny hazo voasana ho sari-drofia izy, fa tsy mahateny; Ary entina ihany izy, fa tsy mba afa-mandeha; Aza matahotra azy, fa tsy mahatonga loza izy sady tsy mahay manisy soa.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 10

Jereo Jeremia 10:5 amin'ny teny manodidina.