Jeremia 11:2 MG1865

2 Mihainoa ny tenin'izao fanekena izao ianareo, ary mitenena amin'ny Joda sy amin'ny mponina any Jerosalema,

Vakio ny toko manontolo Jeremia 11

Jereo Jeremia 11:2 amin'ny teny manodidina.