21 Koa izao no lazain'i Jehovah ny amin'ny mponina ao Anatota, izay mitady ny ainao ka manao hoe: Aza maminany amin'ny anaran'i Jehovah, fandrao matin'ny tananay ianao,
Vakio ny toko manontolo Jeremia 11
Jereo Jeremia 11:21 amin'ny teny manodidina.