Jeremia 13:11 MG1865

11 Fa toy ny firaikitry ny fehin-kibo amin'ny valahan'ny olona no nampiraiketako ny taranak'Isiraely sy ny taranak'i Joda rehetra tamiko, hoy Jehovah, mba ho olona sy anarana sy fiderana ary voninahitra ho Ahy ireny Kanjo tsy nety nihaino izy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 13

Jereo Jeremia 13:11 amin'ny teny manodidina.