Jeremia 13:20 MG1865

20 Atopazy ny masonareo, ka tazano izay avy any avaratra; Aiza ny ondry andiany izay nomena anao, dia ny ondrinao tsara tarehy?

Vakio ny toko manontolo Jeremia 13

Jereo Jeremia 13:20 amin'ny teny manodidina.