Jeremia 13:26 MG1865

26 Ary Izaho kosa dia hampiainga ny moron-tongotr'akanjonao ho eny amin'ny tavanao, mba hisehoan'ny henatrao.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 13

Jereo Jeremia 13:26 amin'ny teny manodidina.