Jeremia 14:12 MG1865

12 Fa na dia mifady hanina aza izy, dia tsy hihaino ny fitarainany Aho; Ary na dia manatitra fanatitra dorana sy fanatitra hohanina aza izy, dia tsy hankasitraka azy Aho, fa haripako amin'ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana izy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 14

Jereo Jeremia 14:12 amin'ny teny manodidina.