Jeremia 14:14 MG1865

14 Dia hoy Jehovah tamiko: Ireo mpaminany ireo dia maminany lainga amin'ny anarako; Tsy naniraka azy Aho, na nandidy azy, na niteny taminy; Fa fahitana mandainga sy faminaniana tsy marina ary tsinotsinona sy fitaky ny fony no aminaniany aminareo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 14

Jereo Jeremia 14:14 amin'ny teny manodidina.