Jeremia 14:6 MG1865

6 Ary ny borikidia mijanona eny an-tendrombohitra mangadihady, mihanahana maniry ny rivotra toy ny amboadia izy; Manjambena ny masony noho ny tsi-fisian'ny ahitra.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 14

Jereo Jeremia 14:6 amin'ny teny manodidina.