Jeremia 14:9 MG1865

9 Nahoana Hianao no dia toy ny olona ankona ary toy ny lehilahy mahery tsy mahavonjy? Nefa mbola ato aminay ihany Hianao, Jehovah ô, ary ny anaranao dia efa nantsoina taminay; Aza dia mandao anay.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 14

Jereo Jeremia 14:9 amin'ny teny manodidina.