Jeremia 15:3 MG1865

3 Ary manendry zavatra efatra karazana Aho hamelezana azy, hoy Jehovah: Dia ny sabatra hamono sy ny amboa hamiravira ary ny voro-manidina sy ny bibi-dia hihinana sy handany;

Vakio ny toko manontolo Jeremia 15

Jereo Jeremia 15:3 amin'ny teny manodidina.