Jeremia 15:6 MG1865

6 Hianao efa nahafoy Ahy sady efa nihemotra, hoy Jehovah, ka dia ahinjitro kosa ny tanako hamely anao, ka efa mandringana anao Aho, fa efa sasatra ny mandefitra.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 15

Jereo Jeremia 15:6 amin'ny teny manodidina.