Jeremia 16:19 MG1865

19 Jehovah ô, ry heriko sy fiarovana mafy ho ahy ary fandosirako amin'ny andro fahoriana ô! Ho tonga aminao ny jentilisa avy any amin'ny faran'ny tany dia hanao hoe: Eny, tokoa lainga no nolovan'ny razanay, dia zava-poana sady tsy misy mahasoa.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 16

Jereo Jeremia 16:19 amin'ny teny manodidina.