Jeremia 17:11 MG1865

11 Toy ny tsipoy mikotrika izay tsy atodiny, dia toy izany izay mahazo harena tsy amin'ny rariny: Handao azy amin'ny an-tenatenan'androny izany, ka ho adala no farany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 17

Jereo Jeremia 17:11 amin'ny teny manodidina.