Jeremia 17:13 MG1865

13 Ry Jehovah, Fanantenan'ny Isiraely ô! Ho menatra izay rehetra mahafoy Anao, ary hosoratana amin'ny vovoka izay miala aminao, satria izy efa nahafoy an'i Jehovah, loharano velona.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 17

Jereo Jeremia 17:13 amin'ny teny manodidina.