Jeremia 17:8 MG1865

8 Fa ho toy ny hazo ambolena eo amoron-drano izy, izay mamaka eo anilan'ny rano mandeha, ka tsy hatahotra, na dia avy aza ny hainandro, sady ho maitso ny raviny, ka tsy hanahy izy, na dia mihantona aza ny andro, fa tsy hitsahatra ny famoany.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 17

Jereo Jeremia 17:8 amin'ny teny manodidina.