Jeremia 18:12 MG1865

12 Nefa hoy ireo: Kivy izahay izany! Fa mbola hanaraka ny hevitray ihany izahay, eny, samy hanao araka ny ditry ny fo ratsinay avy izahay rehetra.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 18

Jereo Jeremia 18:12 amin'ny teny manodidina.