Jeremia 18:21 MG1865

21 Koa aoka ho mosarena ny zanany, ary atolory ho amin'ny herin'ny sabatra izy, ka ho foana anaka ny vadiny sady ho tonga mpitondratena; Ary aoka ny lehilahy lehibe aminy haripaky ny aretina, ary ny zatovony ho fatin-tsabatra amin'ny ady.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 18

Jereo Jeremia 18:21 amin'ny teny manodidina.