Jeremia 18:23 MG1865

23 Fa Hianao, Jehovah ô, no mahalala ny fisainana rehetra ataony hamelezany ahy ho faty; Aza avela ny helony; Ary aza vonoina tsy ho eo imasonao ny fahotany, fa aoka ho solafaka eo anatrehanao izy; Mameleza azy amin'ny andro fahatezeranao.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 18

Jereo Jeremia 18:23 amin'ny teny manodidina.