Jeremia 18:3 MG1865

3 Dia nidina tany amin'ny tranon'ny mpanefy tanimanga aho, ary, indro, nanao ny asany teo amin'ny ankodina fanaovana izy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 18

Jereo Jeremia 18:3 amin'ny teny manodidina.