Jeremia 19:14 MG1865

14 Ary Jeremia dia tonga avy tany Tofeta, izay nanirahan'i Jehovah azy haminany, ka nitsangana teo amin'ny kianjan'ny tranon'i Jehovah izy, dia nanao tamin'ny vahoaka rehetra hoe:

Vakio ny toko manontolo Jeremia 19

Jereo Jeremia 19:14 amin'ny teny manodidina.