Jeremia 19:6 MG1865

6 Koa, indro, avy ny andro, hoy Jehovah, izay tsy hanaovana ity fitoerana ity intsony hoe Tofeta, na Lohasahan'ny taranak'i Hinoma, fa Lohasaha Famonoana kosa.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 19

Jereo Jeremia 19:6 amin'ny teny manodidina.