Jeremia 19:8 MG1865

8 Ary ity tanàna ity dia hataoko ho figagana sy ho zavatra mampisitrisitra, ka izay rehetra mandalo azy dia ho gaga sady hisitrisitra noho ny loza rehetra efa namelezana azy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 19

Jereo Jeremia 19:8 amin'ny teny manodidina.