Jeremia 2:10 MG1865

10 Fa mità ho any amin'ny moron-dranomasin'i Kitima, ka izahao, ary maniraha ho any Kedara, ka diniho tsara, dia aoka ho hitanareo na mba efa nisy toy izao, na tsia:

Vakio ny toko manontolo Jeremia 2

Jereo Jeremia 2:10 amin'ny teny manodidina.