Jeremia 2:20 MG1865

20 Fa hatramin'ny ela no efa nanapahanao ny zioga taminao sy efa nanitosanao ny fatoranao, ka hoy ianao: Tsy hety hanompo aho; Nefa teny amin'ny havoana andrandraina sy teny ambanin'ny hazo maitso rehetra no nandrianao nijangajanganao.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 2

Jereo Jeremia 2:20 amin'ny teny manodidina.