Jeremia 2:24 MG1865

24 Sy ry borikivavi-dia tamàna any an-efitra, izay manimbolo ny rivotra noho ny faniriany; Ary ny fahamaimaizany iza no mahasakana azy? Izay rehetra mitady azy dia tsy ho sasa-poana; Fa amin'ny volany no hahitany azy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 2

Jereo Jeremia 2:24 amin'ny teny manodidina.