3 Masina ho an'i Jehovah ny Isiraely sady santatra amin'ny vokany; Izay rehetra nihinana azy dia nohelohina, ny loza no nanjo ireny, hoy Jehovah.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 2
Jereo Jeremia 2:3 amin'ny teny manodidina.