Jeremia 2:31 MG1865

31 Ry taranaka, dinihonareo ny tenin'i Jehovah! Moa efa nanjary tany efitra ho an'ny Isiraely va Aho, na tany maizim-pito? Nahoana ny oloko no manao hoe: Afaka mikarenjy izahay ka tsy hankany aminao intsony?

Vakio ny toko manontolo Jeremia 2

Jereo Jeremia 2:31 amin'ny teny manodidina.