35 Nefa hoy ianao: Tsy manan-tsiny aho, efa afaka amiko tokoa ny fahatezerany. Indro, hifandahatra aminao Aho noho ny anaovanao hoe: Tsy nanota aho.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 2
Jereo Jeremia 2:35 amin'ny teny manodidina.