Jeremia 20:16 MG1865

16 Aoka Izany lehilahy izany ho toy ny tanàna izay noravan'i Jehovah ka tsy nanenenany; Ary aoka izy handre fitarainana nony maraina sy akoralava nony mitataovovonana,

Vakio ny toko manontolo Jeremia 20

Jereo Jeremia 20:16 amin'ny teny manodidina.