Jeremia 20:6 MG1865

6 Ary ianao, ry Pasora, sy izay rehetra mitoetra ao an-tranonao dia ho lasan-ko babo; ary ho tonga any Babylona ianao, ka any no hahafatesanao, ary any koa no handevenana anao mbamin'ny sakaizanao rehetra izay efa naminanianao lainga.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 20

Jereo Jeremia 20:6 amin'ny teny manodidina.