10 Fa efa manandrina ity tanàna ity Aho hahatonga loza aminy, fa tsy soa, hoy Jehovah; hatolotro eo an-tànan'ny mpanjakan'i Babylona ity ka hodoroany amin'ny afo.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 21
Jereo Jeremia 21:10 amin'ny teny manodidina.