Jeremia 21:12 MG1865

12 Ry taranak'i Davida, izao no lazain'i Jehovah: Mitsarà isa-maraina, afaho amin'ny tanan'ny mpampahory ny alona norobaina, fandrao mivoaka toy ny afo ny fahatezerako ary mirehitra ka tsy hisy hamono noho ny faharatsian'ny ataonareo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 21

Jereo Jeremia 21:12 amin'ny teny manodidina.