2 Masìna ianao, manontania amin'i Jehovah ho anay; miady aminay Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, angamba Jehovah hanao aminay araka ny asany mahagaga rehetra, mba hialan'ireo aminay.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 21
Jereo Jeremia 21:2 amin'ny teny manodidina.