Jeremia 22:15 MG1865

15 Moa dia ho mpanjaka ianao, saingy ataonao be sedera noho ny an'ny sasany ny tranonao? Tsy efa nihinana sy nisotro va rainao sady nanao fitsarana sy fahamarinana? Tamin'izany dia nambinina izy.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 22

Jereo Jeremia 22:15 amin'ny teny manodidina.