Jeremia 22:17 MG1865

17 Nefa tsy misy alehan'ny masonao sy ny eritreritrao afa-tsy ny filan-karena ihany sy ny fandatsahana rà marina ary ny fampahoriana sy ny fanaovana an-keriny.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 22

Jereo Jeremia 22:17 amin'ny teny manodidina.