Jeremia 22:20 MG1865

20 Miakara any Libanona, ka mitaraina; Dia asandrato any Basana ny feonao, ary mitaraina any Abarima; Fa ringana avokoa ireo tia anao.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 22

Jereo Jeremia 22:20 amin'ny teny manodidina.