Jeremia 22:26 MG1865

26 Ary ianao sy ny reninao niteraka anao dia hariako any an-tany hafa izay tsy nahaterahanareo, ka any no hahafatesanareo.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 22

Jereo Jeremia 22:26 amin'ny teny manodidina.