Jeremia 22:6 MG1865

6 Fa izao no lazain'i Jehovah ny amin'ny mpanjakan'ny Joda sy ny mpianakaviny: Tahaka an'i Gileada sy ny tampon'i Libanona amiko ianao, nefa hataoko tonga efitra sy tanàna tsy onenana.

Vakio ny toko manontolo Jeremia 22

Jereo Jeremia 22:6 amin'ny teny manodidina.