28 Ny mpaminany izay manonofy dia aoka hilaza nofy, ary izay manana ny teniko dia aoka hanambara marina ny teniko. Fa moa inona izay mololo, raha oharina amin'ny vary? hoy Jehovah.
Vakio ny toko manontolo Jeremia 23
Jereo Jeremia 23:28 amin'ny teny manodidina.